| Entrée | 1 vosobosotra |
| Radical | 2 vosotra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny! Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a joke, a jest [1.2#790] |
| Explications en français |
6 [duplicatif diminitif] [1.3#862] |
| Exemples |
7 Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa
[2.314#]
|
| Synonymes | 8 vosotra |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|