|
|
|
|

Entrée1  vazivazina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  vazivazy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra
Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho
Explications en anglais  9  [1.7] to be teased, to be annoyed; to be mocked
Explications en français  10  [1.8] qu'on taquine, de qui on se moque
Exemples  11  [2.131] ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra
12  [2.471] Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot vazivazina

Anagrammes  14  avazivazin, avizavizan, navazivazy, navizaviza, Ny zazavavy, vazivazina, zazavaviny

Mis à jour le 2025/07/29