Entrée vary vakiambiaty
Mots élémentaires vary ; vakiambiaty
Partie du discours locution
Explications en malgache Vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey [1.1]
Explications en anglais The second planting of rice [1.7]
Explications en français Deuxième semaille de riz [1.8]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/23