|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  amby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 amin'ny, sy. [Betsimisaraka] [1.78]
4 Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny.
5 Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato.. [1.1]
6 elanelan'ny iditra sy ny voaka. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two.. [1.2]
8 excess, surplus. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 excédent, surplus. [1.8]
10 solde, reste. [1.13]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 73 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)15  amby
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  18 chiffres des unités. [1.13]
Voambolana  19  Matematika: rafitrisa

Teny iditra (3/3)20  amby
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 vehivavy ratsy fitondran-tena. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  23 amby, 24 mbay, 25 mbia, 26 mibà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09