|
|
|
|

Teny iditra1  varotra omby anaty ambiaty
Singan-teny  2 varotra, 3 omby, 4 anaty, 5 amby, 6 aty
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 fivarotan-javatra tsy eo ambany maso fa any lavitra any ka atao tsara laza fotsiny; varotra ifanambakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 litéralement: vente de boeufs cachés dans les ambiaty; figuré: vente malhonnête [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11