|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  varina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fidinana, fianjerana, fitsingidinana, fanonganana, fionganana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Descente rapide, chute, dégringolade
5 fig. déposition, dégradation, destitution, mésalliance, exportation, exil, dénonciation [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)22  varina
Fototeny  23 vatra
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  25 Zarina: Varo hikarakara tena ireo zaza ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 to be striven for; to be endured [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 qu'on supporte; qu'on cherche à accomplir [1.8]
Haiendriteny 
28  Ny ankehitriny :
29  Ny lasa :
30  Ny hoavy :
31  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  32 ravina, 33 rivana, 34 varany, varina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17