| Entrée | 1 avarina |
| Radical | 2 varina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be thrown down; to be exported [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 avarina, 13 iravana, 14 variana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|