|
|
|
|

Teny iditra1  valalatsimandadiharona
Singan-teny  2 valala, 3 tsy, 4 mandady, 5 harona
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1]
Ohatra  8  Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12