|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 harona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the act ot putting the hand into something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose
[1.3#322] 6 action de fouiller de la main [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 20 harona |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 a medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky.
[1.2] 24 a round basket without handles [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 corbeille ronde sans anse
[1.3#222, 1.8] 26 nom générique des corbeilles [1.3#222] 27 corbeille [1.8] |
| Ohatra |
28 Ento mody ny angady sy ny harona
[2.528#]
29 Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587#] 30 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 33 Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 35 Randzavola: harona ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 36 harano, harona, 37 Nahora, 38 rahano, 39 rahona, 40 rohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|