|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fifangaroana. [Taisaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  4  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)6  vahy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Zavamaniry mandady amin' ny hazo: Misy dimy amby roapolo karazana ny vahy eto Madagasikara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a vine, a creeping plant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 liane. [1.3, 1.8]
11 plantes grimpantes et rampantes. [1.3]
12 plante rampante ou grimpante. [1.8]
13 Nom générique des lianes, des espèces végétales à tiges lianoïdes : grimpantes ou flexueuses. On appelle surtout vahy, les lianes ligneuses ; les lianes herbaceae sont plutôt appelées ladina ou ladim-bahy, pour celles qui se lignifient à la base. On nomme vahi-lena les lianes bien vivantes et par conséquent solides, alors qu'on appelle vahi-maina les lianes mortes et cassantes ; qu'on ne doit pas saisir quand on grimpe aux arbres. Un proverbe malgache dit : Tsy mifikitra amim-bahy maina : ne pas s'appuyer sur une liane morte ; au sens figuré, ne pas faire confiance à un individu douteux : faire preuve de prudence dans le choix de ses collaborateurs. Le mot vahy entre dans de très nombreux dérivés. Voir de vahea à vahizohy. Il comporte en effet de nombreuses variantes régionales : vahea, vahe, vahia, etc.. [1.196]
Ohatra  14  Fehiloha lavabe ka ohatra ny vahy mitsotra lava dia lava. [2.643]
15  Ary nony ela no teo, dia tapaka ny vahy, ka niantonta tamin' ny tany izy, ary tapakatery ny feny. [2.69]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 55 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)18  vahy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 Nom plus particulièrement donné à Alafia pauciflora Radlk. (Apocynaceae). Parce qu'on apprécie la solidité de ses tiges pour faire des liens (relevé par Boiteau à Antsalova, 1968).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)22  vahy
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 Mis pour vahita. Xyloolaena richardii Baill. (Sarcolaenaceae). C'est un petit arbre et non une liane.. [1.196]
Voambolana  25  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26 havy, 27 vahy, 28 viha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09