|
|
|
|

Teny iditra1  mavany
Fototeny  2 vany
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 masiaka, henjana [Sihanaka] [1.78]
5 Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka
6 Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 hardi, qui ose tout, fort [1.3#810]
Tovy hevitra  8 mavanivany
Kamban-teny rehetra  9 vahimavany

Fivaditsoratra  10 mañavy, manavy, 11 mañiva, maniva, mavany, 12 mavina, 13 mivaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21