|
|
|
|

Teny iditra1  vady enti-mila
Singan-teny  2 vady, 3 entina, 4 mila
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12