|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mila
Fototeny  2 ila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany
9 Mangataka: Mila hevitra aminao aho
10 Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto
11 efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2]
13 to need; to ask for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 avoir besoin de; chercher; demander [1.8]
Mpanahaka  15  manao antsongo ravina, 16  mandranto ady, 17  manenjan-tsandry, 18  mihaika, 19  mihantsy ady, 20  miharana ady, 21  mitoha ady
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 40 misy ny teny hoe mila
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 24  milà
Fototeny  25 ila
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  27 lamy, 28 lima, 29 maly, mila, milà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18