|
|
|
|

Teny iditra 1  vadika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  27 Fisehoan' ny ilany tsy mbola niseho: Vadi-boamaso
28 Lafy: Vadi-tsarany
29 Fitaipahana, tsy fitanana ny teny natao: Vadi-belirano
30 Famindrana na famonosan-damba ny razana efa maty: Vadi-drazana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 le rebours, l’envers, l'opposé; le changement, la trahison, la violation d’un traité, d'un contrat, d’un serment, le chavirement, le revirement, le changement de côté ou de flanc [1.3]
32 chavirement [1.20]
33 (toute l'île, mais on prononce valika dans l'Ouest et le Sud). La face inférieure d'une feuille, lorsqu'on parle d'une plante. Ce nom est surtout utilisé quand la feuille est discolore, par exemple verte au dessus et blanche dessous. Principaux dérivés : am-badika : à la face inférieure de la feuille ; avadika : qu'on retourne, en parlant d'une feuille, surtout quand elle est discolore ; mamadika : retourner une feuille. [1.196]
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny how vadika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20