|
|
|
|

Teny iditra1  mahavadika
Fototeny  2 vadika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui peut retourner, mettre à l'envers, transporter à un autre tombeau, qui ose trahir, passer à l'ennemi. [1.3]
Ohatra  5  fa tsy misy mahavadika ny soratra izay efa voasoratra tamin'ny anaran'ny mpanjaka sy efa voatomboka tamin'ny peratra fanombohan'ny mpanjaka. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12