Entrée fivadihana (vadika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba
Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana
Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao
Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana
Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka
Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao [1.1]
Explications en anglais The act of turning over; treachery [1.7]
Explications en français L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir [1.3]
 Action de changer de côté; trahison [1.8]
Exemples Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20