|
|
|
|

Teny iditra1  tsy takona afenina
Singan-teny  2 tsy, 3 takona, 4 afenina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 miharihary sy hita avy hatrany, toerana avo tazana na dia lavitra aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 it can't be hidden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on n'arrive pas à cacher [1.8]
9 qui est évident, au vu de tout le monde [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12