|
|
|
|

Teny iditra1  tsy latsa-danja noho ny
Singan-teny  2 tsy, 3 latsaka, 4 lanja, 5 noho
Sokajin-teny  6  kambanteny
Ohatra  7  Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy. [1.38]
8  Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12