|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hisara-mianakavy anie
Singan-teny  2 misaraka, 3 mianakavy, 4 anie
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12