|
|
|
|

Teny iditra 1  misaraka
Fototeny  2 saraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto
5 Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao
6 Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to separate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 se séparer [1.8]
Ohatra  9  Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [2.471#67]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mananganaentra, 15  miala, 16  mialanalana, 17  mibifona, 18  mielakelaka, 19  miempaka, 20  miendaka, 21  mihalangalana, 22  mihataka, 23  mikipaka, 24  misarabazana, 25  misintaka, 26  misintona, 27  mitsoaka, 28  mivaky, 29  mizara
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 11 misy io teny io
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 maka sary, misaraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07