|
|
|
|

Teny iditra 1  anie
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Entina: milaza firariana, ka amin' izay miaraka amin' ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva izy: Ho tonga anie ny fanjakanao!
4 Manantitrantitra ny hevitry ny matoanteny na ny mpamaritra eo alohany ka ny heviny amin' izay dia mitovitovy amin' ny hoe tokoa, izany mihitsy: Kapohiko anie ianao e! / Tandremo fa maranitra anie io antsy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an expression of wish, desire, either of good or ill, warning, and grief, as May it be that! Would that! Be sure that! It is often joined with enga, as enga anie ka mitsahatra izao ady izao! Oh that this war were at an end! [1.2]
6 may it be so! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 puisse! que plaise à Dieu! [1.8]
Ohatra  8  Ho lasan' izay anie ny ratsy rehetra! [2.436#]
9  Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#]
10  ereo anie fa feno vary ny tokotaninay. [2.442#]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 10 misy io teny io

Fivaditsoratra  anie, 12 iane

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26