|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mianakavy |
| Fototeny | 2 anakavy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ceux qui composent la famille, la parenté.
[1.3#35] 6 toute la famille: Isika mianakavy (Toute notre famille). [1.5#61] |
| Ohatra |
7 Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy.
[2.4]
8 Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470] 9 Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [2.649] |
| Voambolana | 10 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 11 mpianakavy |
| Kamban-teny rehetra | 12 tsy hisara-mianakavy anie |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 manakivia, 15 mianakavy, 16 miankavia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|