Entrée fitsinjovana (tsinjo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo
Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa
Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [1.1]
Explications en anglais The act of overlooking from afar
Care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des) [1.7]
Explications en français L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins [1.3]
 Action de regarder au loin
Soins [1.8]
Exemples 
1ny lalàna mifehy ny asa, ny zo sendikaly, ny zo hitokona ary ny fitsinjovana ara-tsosialy; [1.320]
2Misy kosa ny fantatra fa fitsinjovana ny filaminana amin' ny fiaraha-monina an-toby : tsy mahazo mikasika vehivavy. [2.472]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/03/27