|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsiafakomby
Singan-teny  2 tsy, 3 afaka, 4 omby
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon' ny olona fefimboly. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 (1) (Merina, Sihanaka, Betsileo, Bara, Mahafaly) (même étymologie que "tsiafakaombe"). Malzac traduit : « que les boeufs ne peuvent franchir ».
  • Caesalpinia bonduc (L.) Roxb (Fabaceae) paraît être l'espèce la plus anciennement connue sous ce nom.
  • Caesalpinia sepiaria Roxb. (Fabaceae) , plus récemment planté sur les plateaux autour des parcs à boeufs est maintenant l'espèce le plus souvent désignée sous ce nom sur les hauts plateaux.
La décoction des écorces est souvent administrée aux jeunes veaux (remède vétérinaire empirique). On emploie aussi cette décoction, ou plus souvent celle des racines, au traitement des affections vénériennes, en lotions locales et en boissons bues très chaudes pour faire transpirer. Usages relevés par Descheemaeker.. [1.196]
Ohatra  8  Ary izany no odimafo: ravin-tsiro sy ravin-tsiafakomby, totoina ampifangaroina, dia ampisotroina ny omby, dia anafanan' azy; [2.48]
9  ary ny sasany tahaka ny «tsiafakomby»- Betsaka ny raiketra maniry any Palestina ankehitriny , nefa heverin' ny botanista fa zavatra nentina avy tany Amerika izy tamin' ny taona taorian' ny andro voalazan' ny Test. [1.38]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/3)11  tsiafakomby
Singan-teny  12 tsy, 13 afaka, 14 omby
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (« que même le boeuf ne peut franchir »). Avant de l'appliquer aux caesalpinia introduits, ce nom aurait été donné à un arbuste autochtone : Mezoneurum hildebrandtii Vatke Ined. (Fabaceae), d'après Dandouau.. [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)18  Tsiafakomby
Singan-teny  19 tsy, 20 afaka, 21 omby, 22 tsy, 23 afaka, 24 omby
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -22.05+46.8833333
Voambolana  26  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  27 Tsiafakomby, tsiafakomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10