Entrée hatsarana (tsara)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany [1.1]
Explications en anglais Excellence; goodness [1.7]
Explications en français Excellence; bonté [1.8]
Exemples 
1tsisy hatsarana velively fa mora ritra sy mety tankina, nefa manana ny azy tsy mila miankina! [1.300]
2Mila hatsarana hita vatana sy azo tsapaina, hanome endrika ny hery tsaroany ho nivaivay saingy tsy nilamina, tao anatiny izy. [2.529]
Synonymes fahatsarana

Entrée hatsarana (tsara)
Partie du discours nom
Explications en malgache Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/04/02