Entrée fitsarana (tsara)
Partie du discours nom
Explications en malgache Asan' ny saina manavaka ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fandanjalanjana ny mety sy ny tsy mety: Aoka tsy hiady hevitra firy ianareo fa samy manana ny fitsarany zavatra ny olona rehetra
Fahefana napetraky ny fanjakana mampiseho izay rariny sy hitsiny amin' ny alalan' ny fandinihana sy fampiharana ny lalàna manamarina na manameloka: Efa niakatra fitsarana ny raharahan-dry Rabe sy Ranaivo
Toerana anaovana io fitsarana io: Lasa eny amin' ny Fitsarana i dada
Anarana nomena ny tangena fahizay. Misy ambaratonga telo ny fitsarana: ny Fitsarana ambaratonga voalohany, ny Fitsarana ambony (azon' izay resy tamin' ny voalohany angatahina hitsarana azy indray), ary ny fitsarana tampony (azon' izay resy tamin' ny faharoa angatahina hitsarana azy farany). Ny atao hoe Fitsarana avo kosa dia ny antoko-mpitsara miandraikitra ny fampanoavana ny Lalàm-panorenana [1.1]
Explications en anglais [Rel. s. from mitsara (tsara).] Judgment, the seat of judgment. [1.2]
 A judgement; a court of law [1.7]
Explications en français Le jugement, le lieu, le tanguin qui jugeait
L'aiguille placée au-dessus du fléau de la balance [1.3]
 Jugement; tribunal [1.8]
Exemples 
1Tsy very anjara koa ny fitsarana. [4.27]
2Ny Tangena no natao fitsarana farany. [2.508]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Entrée fitsarana
Partie du discours nom
Explications en français (racine tsara). Au sens habituel : jugement. Nom qu'on donnait au tangena : Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae) quand il servait à pratiquer l'ordalie, le « jugement de Dieu » ; on disait aussi tangena-mitsara. [1.196]
Nom scientifique Cerbera venenifera
Vocabulaire 
Synonymes tangena-mitsara ~ tangenitsara

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/29