|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tory
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy
4 Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo
5 Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka)
6 Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 incision, ligne
8 sillon pour séparer, pour déssécher les rizières
9 action de séparer les filaments du rofia, du chanvre, de l'écorce du zozoro [1.3#732]
10 (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. [1.196]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)14  tory
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 dénonciation, accusation [1.3#732]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/4)22  tory
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 prédication [1.3#732]
Kamban-teny rehetra  26 toriteny

Teny iditra (4/4)27  tory
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 torimaso [Taisaka] [1.78]
30 Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 sleep [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32 sommeil [1.3#731]
Ohatra  33  Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  42 torimaso
Kamban-teny rehetra  43  Fikambanana 13 amin' io teny io

Fivaditsoratra  44 otry, 45 rito, tory, 46 Tyro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17