|
|
|
|

Teny iditra 1  matory
Fototeny  2 tory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to sleep [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 dormir [1.8]
Ohatra  11  Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
12  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470#158]
13  na matory na tsy matory, tsy re ny moka. [2.472#173]
14  Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? [2.5]
Mpanahaka  15  mandamoka, 16  Mandry, 17  mandry ilika, 18  mandry mihohoka, 19  mandry mihorirana, 20  mandry mitsilany, 21  mibafoka, 22  mibonoka, 23  midaboka, 24  mifonoka
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny how matory
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 marito, 28 Maroty, matory, 29 miotra, 30 mirota, 31 mitôra, 32 mitroa, 33 tarimo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22