|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fatory
Fototeny  2 tory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina matory: Ratsy fatory ity zaza ity famitsivalam-pandry foana [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fatory
Fototeny  6 fatotra
Sokajin-teny  7  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fatorana [Fitanisana]
Ohatra  8  fatory ireto boky ireto [1.1]

Fivaditsoratra  9 farito, fatory, 10 fiotra, 11 firota, 12 fitrao, 13 foitra, 14 rafito, 15 rifato, 16 tarofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12