|
|
|
|

Teny iditra1  tohoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano
4 Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana
5 Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières
7 bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer
8 action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons [1.3#711]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  27 hôtoka, 28 kotoha, tohoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09