|
|
|
|

Teny iditra1  tohofana
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano.
5 Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo.
6 Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 contre quoi on met le bout de quelque chose. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12