|
|
|
|

Teny iditra1  fitohoka
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny zavatra mitohoka, izany hoe mihandrona betsaka eo am-bavan-javatra, varavarana, sns...: Jereo izato fitohoky ny vahoaka eo am-baravarana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11