|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tohana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera
4 Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a support, a prop
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 support, soutien
[1.3, 1.8] 7 étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon 8 figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [1.3] |
| Ohatra |
9 fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao.
[2.298#53]
10 Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. [2.508#253] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 26 tohana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Tsy fivalanana
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 29 tohana |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 tohotra, nonon'omby
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 32 tòhaña |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 fefy
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 35 ahanto, 36 hantao, 37 hatona, 38 hotana, 39 tahona, 40 tanaho, tòhaña, tohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|