Entrée fanohana (tohana)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera
Azo tohaina [1.1]
Exemples Olona fatra-panohana ny mahantra izy [1.1]

Entrée fanohana (toha)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanakanana, fanoherana [1.1]
 Singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray [1.13]
Explications en français Butée [1.13]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20