Entrée |
toetra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin' ny olona iray, izay anisan' ny mampiavaka azy amin' ny hafa: Mahafinaritra ny toetran' / Naivo fa tsotra sy tia namana izy ¶ Fandeha: Ratsy ny toe-barotray ka angamba, hakatonay ny tsena atsy ho atsy ~ Tsara ny toetran' ny tafika ¶ Laharana: Samy tokony hanao fitafiana araka ny toetrany avy ¶ Fomba, ny maha-izy ny zavatra iray: Ny toetrantsika olombelona ~ Samy manana ny toetrany avy ny zavatra rehetra ¶ Hatsarana na haratsiana: Ny toetran' ny tanimboly ¶ Fipetraka, fitoetra: Manàna toetra maotina [Rajemisa 1985]
|
| fitambaran'ny fihetsika sy fisainana ary ny fitondran-tena izay mampiavaka ny tsirairay; endrika isehoana siantifika [SLP 1986]
|
Traduction anglaise | state, quality, nature, condition [Hallanger 1973]
|
Traduction française | caractère [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| état, nature, qualité [Hallanger 1974]
|
| tempérament, propriété [SLP 1986]
|
Dérivations |
Morphologie |
toetra
toetrako
toetranao
toetrany, toetry
toetrantsika
toetranay, toetray
toetranareo, toetrareo
toetran', toetr'
toe-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
|
Citations |
|
Entrée |
toetra
|
Partie du discours | nom
|
Traduction française | [Betsileo]
(ce mot a de nombreuses acceptions.
Dans ce cas précis, il fait allusion au port de la plante, bien étalée sur le sol). Plantago tanalensis Baker (Plantaginaceae).
Nom relevé par Descheemaeker qui signale son emploi dans les maladies du jeune enfant, notamment en bouillon en cas d'
alofisaka
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Plantago tanalensis |
|