|
|
|
|

Teny iditra1  alofisaka
Singan-teny  2 alo, 3 fisaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Aretin-jaza mahatonga azy hahia, halazolazo lava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A disease of children which makes them look thin.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 nom d'une maladie d'enfant qui les fait maigrir, s'étioler. [1.3#23]
8 athrepsie par carence en protéines. [1.196]
Ohatra  9  Ny alofisaka dia aretina mankahia zaza ka mahatonga azy ho fisapisaka kely. [2.643#213]
Voambolana  10  Fahasalamana
Tsipelina hafa  11 halofisaka
Mpanahaka  12  alobotra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 alofisaka, 15 soalafika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02