|
|
|
|

Teny iditra 1  toerana
Fototeny  2 toetra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
6 Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 39 misy ny teny how toerana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 anatero, 12 anetrao, toerana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21