Entrée (1/8) | 1 to |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 marina [Taisaka, Bara, Tanosy]
[1.78] 4 marina [1.1, 1.13] 5 mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1] 6 voamarina, ekena [1.13] |
Explications en français |
7 vrai [1.3.fr#704, 1.13] 8 véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704] 9 vérifié [1.13] |
Exemples |
10 Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany?
[2.817#]
11 Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010] 12 Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 20 6 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/8) | 22 to |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en malgache |
24 fahamarinana [Tanosy]
[1.78] |
Dérivés |
|
Entrée (3/8) | 26 to |
Partie du discours | 27 Non spécifié |
Explications en malgache |
28 Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1] |
Entrée (4/8) | 29 to |
Partie du discours | 30 nom |
Explications en malgache |
31 teny anti-miantso ny alika [1.1] |
Synonymes | 32 toa |
Entrée (5/8) | 33 tô |
Partie du discours | 34 adjectif |
Explications en malgache |
35 ity [Sihanaka]
[1.78] |
Synonymes | 36 taô |
Entrée (6/8) | 37 to~ |
Partie du discours | 38 préfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
39 Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1] |
Entrée (7/8) | 40 to
![]() |
Partie du discours | 41 préposition [Liste complète] |
Explications en anglais |
42 mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17] |
Entrée (8/8) | 43 to
![]() |
Partie du discours | 44 préposition [Liste complète] |
Explications en anglais |
45 ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17] |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |