|
|
|
|

Entrée1  taozavatra
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  tao, zavatra
Morphologie 
4  Simple :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon' ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano
9  [1.62#972] fanamboarana ny akora voajanahary hajary zavatra azo hanina na ho fitaovana ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro: Iray amin' ireo fanoitran' ny fampandrosoana ny taozavatra
Explications en français  10  [1.13, 1.5] artisanat, petite entreprise
Exemples  11  [2.470] Izany no mba taozavatrao.
12  [1.38] Sady nazoto ny Egyptiana no nahay tamin' ny taozavatra.
13  [2.470] Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona.
14  [2.48] Ary ny taozavatra atao ao Amparihibe
15  [2.996] ny mamorona taozavatra vaovao, ny manefy volamena sy volafotsy ary varahina,
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot taozavatra

Mis à jour le 2025/08/10