|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tamy
Sokajin-teny  2  ny lasan' ny mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  3 Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 passé de amy. [1.3]
Ohatra  5  tamy ny andro teo aloha [2.59#150]
6  Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293]

Teny iditra (2/3)7  tamy
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  9 Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 penetrated, entered.
11 to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand). [1.2]
12 on the point of arriving. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là). [1.3]
14 proche, sur le point d'arriver. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  17  antomotra, 18  madiva
Kamban-teny rehetra  19 tsy tamy

Teny iditra (3/3)20  tamy
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina.
23 Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction.
25 attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  28 maty, 29 mita, mità, 30 tamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10