|
|
|
|

Teny iditra1  fahagolan-tany
Singan-teny  2 faha~, 3 gola, 4 t~, 5 any
Sokajin-teny  6  mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  7 taloha efa lasa ela be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 ancient, very ancient
9 [gola, used only in this word.] Anciently, in former times. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 anciennement, dans les temps reculés [1.3]
Ohatra  11  Hatry ny fahagolantany dia matetika baboina ny olona resy an-ady. [2.508]
Voambolana  12  Fotoana
Tovy hevitra  13 fahagola

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11