| Entrée | 1 fahizany |
| Mots élémentaires | 2 faha~, 3 izany |
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
5 taloha ela, fahiny [1.1] |
| Exemples |
6 Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany.
[2.245#]
7 Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#] 8 Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#] |
| Synonymes | 9 fahizay, fehizay |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|