|
|
|
|

Entrée1  talaho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1]
Explications en anglais  4  supplication [1.7]
Explications en français  5  supplication [1.8]
Morphologie 
6  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  19 talaho, 20 taloha

Mis à jour le 2025/09/19