Entrée | mitalaho (talaho) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To entreat, to beg earnestly [1.7] | ||||||||
Explications en français | Prier, supplier [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | mitalaho, motalahy |
Mis à jour le 2023/01/20 |