|
|
|
|

Teny iditra1  talahoina
Fototeny  2 talaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Angatahina arahim-piangaviana fatratra: Ny hahafahany miteny no notalahoiny. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 talahoana

Fivaditsoratra  10 itolahana, 11 talahoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12