|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 takolaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
Ny fihodivirana miankavia na miankavanana
Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the cheek [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la joue [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23 Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  37Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)38 takolaka
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny anglisy  40 in the provinces, the angle of a rampart or a street. [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  41 takolaka, 42 tolakàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08