|
|
|
|

Teny iditra1 mitakolaka
Fototeny  2takolaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitampify, miafina mba hitily: Mitakolaka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 prov. for manakolaka [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 mitakolaka, 11 mitolakàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12