|
|
|
|

Entrée1  tahiry
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Tous les mots composés  8  12 mots contenant tahiry
Explications en malgache  9  [1.1] Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra
10  [1.13] fitsitsiana; ambim-bava
Explications en anglais  11  [1.7] something saved up
Explications en français  12  [1.8] ce qu'on économise, thésaurise
13  [1.13] économie; épargne, stock; mémoire
Exemples  14  [2.470] Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony.
15  [2.471] Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly"
Vocabulaire  16  Economie: finances, gestion
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot tahiry

Anagrammes  18  ahitry, hitari, hitary, hitria, tahiry, tarihi

Mis à jour le 2025/08/10