| Entrée | 1 fitahirizana |
| Radical | 2 tahiry |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en anglais |
4 [fitehiRIzana]
the act of saving or keeping things, the place where things are saved or kept [1.7] |
| Explications en français |
5 l'action de conserver, de garder, l'instrument, le lieu, le motif [1.3] 6 [fitehiRIzana] action de conserver, de garder; endroit où l'on conserve les choses [1.8] 7 conservation, stockage [1.13] |
| Exemples |
8 fitahirizana fotsiny no an'ireo mpitahiry ireo.
[2.298#83]
9 Izany hoe fitahirizana ny hafatra sy zavatra amam-pananana rehetra navelan' ny Razana. [2.285#] 10 Ireo fiadiana naseho tao amin'ilay trano fitahirizana ireo no tapin'ny namboariny tamin'izany. [2.944#] |
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot |
| Autres orthographes | 12 fitehirizina |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|