Entrée tahirizina (tahiry)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho
Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1]
Morphologie 
Présent : tahirizina, tahiriziko, tahirizinao, tahiriziny, tahirizintsika, tahirizinay, tahirizinareo, tahirizin', tahirizin-, tahirizim-, tahirizi-
Passé : notahirizina, notahiriziko, notahirizinao, notahiriziny, notahirizintsika, notahirizinay, notahirizinareo, notahirizin', notahirizin-, notahirizim-, notahirizi-
Futur : hotahirizina, hotahiriziko, hotahirizinao, hotahiriziny, hotahirizintsika, hotahirizinay, hotahirizinareo, hotahirizin', hotahirizin-, hotahirizim-, hotahirizi-
Impératif : tahirizo
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/01/20